|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kalabe
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anaran-kafa ilazana ny kalalao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a cockroach [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 cancrelas, blatte, cafard [1.8]
Voambolana  6  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  7 kadradraka, kalalao

Teny iditra (2/2)8  kala be
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10 chef, patron [1.60#161]

Fivaditsoratra  11 bakela, 12 belaka, kalabe, kala be, 13 Kaleba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21